SÉRUM ANTI-CHUTE – Natiora by MQM
13,000.00 Ar
Ho an’ny volo tsotra sy mitera-menaka. Azo avy amin’ny menaka kinana, sy jojoba ary misy Vitamina E, Manitra Ylang Ylang
Miaro ny volo tsy hihintsana
Manafaingana ny fitsirian’ny volo
Manamafy foto-bolo
Manalava ny volo
Manjifa ny vita Malagasy Aho.
Hevitry ny mpanjifa
Ireo hevitra voaray
Mbola miandry ny hevitrareo
Haneho hevitra momba ity vokatra ity