Savon Santal – Menakeco
Savony masonjoany
Ny savony masonjoany dia savony manala ny tasy indrindra fa ny panda Miaro amin’ny masoandro ny singa ao aminy ary mampitovy tantana ny lokon-koditra. Tsara kokoa raha rano mafana no hanasana ny tarehy ary kobanina rano mangatsiaka
Manjifa ny vita Malagasy Aho!
Hevitry ny mpanjifa
Ireo hevitra voaray
Mbola miandry ny hevitrareo
Haneho hevitra momba ity vokatra ity