Savon Curcuma 80g- Menakeco
9,000.00 Ar
Savon Curcuma
Ny savony Curcuma dia savony manala ny loto sy karazana tasy maro ka tokony ampiasaina raha misy tasy. Mitsabo ny hoditra izy ary manampy amin’ny tsy firorahan’ny hoditra loatra amin’ny fahanterana. Tsara kokoa raha rano mafana no hanasana ny tarehy ary kobanina rano mangatsiaka
Manjifa ny vita Malagasy aho!
Hevitry ny mpanjifa
Ireo hevitra voaray
Mbola miandry ny hevitrareo
Haneho hevitra momba ity vokatra ity