Savon Cacao Douceur 80g – Menakeco

Savon Cacao Douceur 80g – Menakeco

9,000.00 Ar

Ny savony Cacao douceur, arak’ilay anarany dia manalefaka ny hoditra toa hodi-jaza ary afaka ampiasaina amin’ny vatana iray manontolo. Ny tsatsakaotra na vergetures no tena ampiasan’ny olona azy noho izy manalefaka izay. Tsara kokoa raha rano mafana no hanasana ny tarehy na ny vatana ary kobanina rano mangatsiaka

Manjifa ny vita Malagasy Aho

Quantity
Hampitaha
Hevitry ny mpanjifa
0
0 Naoty
5 Kintana
0%
4 Kintana
0%
3 Kintana
0%
2 Kintana
0%
1 Kintana
0%
Ireo hevitra voaray

Mbola miandry ny hevitrareo

Haneho hevitra momba ity vokatra ity

“Savon Cacao Douceur 80g – Menakeco”

0

TOP

X