Huile essentielle RAVINTSARA 50ml

Huile essentielle RAVINTSARA 50ml

24,500.00 Ar

Huile Essentielle RAVINTSARA

Manasitra sery sy gripa

Manamafy ny hery fiarovana

 

Quantity
Hampitaha

Fampiasana azy

Asina goty roa ao anatin’ny rano mafana hosotroina #FR-Mettre deux gouttes dans un bol d’eau bouillante
puis inhaler-FR#

Asina goty roa ao anatin’ny diffuseur

Asina goty iray ao anatiny mosoara na tampim-bava #FR-Verser une goutte sur chaque poignée, cache bouche,
mouchoir-FR#

Maka goty roa na telo afangaro ao anatina cafe na tantely

Maka goty roa na telo afangaro ao anatina cafe na tantely

Fanamarihana

Ny “huile essentielle” dia tsy azo ampiasain’ny vehivavy mitondra vohoka sy ny zaza latsakin’ny 03 taona

 

Hevitry ny mpanjifa
0
0 Naoty
5 Kintana
0%
4 Kintana
0%
3 Kintana
0%
2 Kintana
0%
1 Kintana
0%
Ireo hevitra voaray

Mbola miandry ny hevitrareo

Haneho hevitra momba ity vokatra ity

“Huile essentielle RAVINTSARA 50ml”

0

TOP

X