Gommage Café 80g – Menakeco
9.00 Ar
Manala ny loto sy ny hoditra ambony efa tokony hiala. Manamafy ny hoditra ary mampikoriana ny rà. Tsara kokoa raha rano mafana no hanasana ny tarehy na ny vatana ary kobanina rano mangatsiaka.
Manjifa ny vita Malagasy Aho!
Hevitry ny mpanjifa
Ireo hevitra voaray
Mbola miandry ny hevitrareo
Haneho hevitra momba ity vokatra ity