Étagère coin

Étagère coin

40,000.00 Ar

Etazera amin’ny zoron-trano

Etazera amin’ny zoron-trano vita amin’ny hazo. Misy rihana 3. Idealy ho an’ny vehivavy

Etazera amin’ny zoron-trano

Ny endriny dia mamela azy malalaka hiraikitra amin’ny zoro-trano. Mety tsara ho an’ny efitrano fatoriana hametrahana boky sy kojakoja madinika

 

Quantity
Hampitaha

Fanaka vita amin’ny hazo, natao hipetraka eo amin’ny zoron-trano. Natao hametrahana ireo kojakoja madinika. Idealy ao an-tokan-trano (boky, kosmetika, sns…)

Hevitry ny mpanjifa
0
0 Naoty
5 Kintana
0%
4 Kintana
0%
3 Kintana
0%
2 Kintana
0%
1 Kintana
0%
Ireo hevitra voaray

Mbola miandry ny hevitrareo

Haneho hevitra momba ity vokatra ity

“Étagère coin”

0

TOP

X