Shampoing Solide – Menakeco
9,000.00 Ar
Ny savony Shampoing dia miady amin’ny angadrano sy ny fihitsanam-bolo. Manampy ny hodi-doha tsy ho maina sy makina. Tsara kokoa raha alona Menaka Baobab Precieuse mandritra ny alina na adiny iray mialoha vao sasana.
Hevitry ny mpanjifa
Ireo hevitra voaray
Mbola miandry ny hevitrareo
Haneho hevitra momba ity vokatra ity